Sat Mar 07 2020 16:45:52 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:45:53 +03:00
commit a16c590c05
27 changed files with 58 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Lalatsika fa raha rava gne fipetrahagny eto an-tany izay ipetrahantsika, da managny tragno avy amin'Andriamanitry atsika. Izany da tragno tsy namboarin'e tagnan'olombelogny, fa tragno mandrakizay, agny an-dagnitry.\v 2 Faetoamity tragno lapalapa ty atsika gne misento, magniry mafy gne hisikigny gne fipetrahantsika agny an-dagnitry. \v 3Magniry mafy an'izany atsika satria ame fagnamboarantsika an'izany da tsy ho hita mikojy atsika.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Fa raha mbola eto amity tragno lapalapa ty tokotry atsika, da misento, mavesatry entagny. Tsy te hikojy atsika. Fa kosa, te hisikigny atsika, mba ho atelignin'e fiainagny izay mety maty. \v 5E raiky izay magnomagny atsika ho amizany raha izany da Andriamanitry, izay nagnome atsika gne Fagnahy ho fagnambaragny izay ho avy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Noho izany da matokisa fezay. Tongava saigny fa refa ao an-dragno ame vatagny atsika, da lavitry gne Tompo. \v 7Fa mandeha ame finoagny atsika, fa tsy ame fahitagny. \v 8Noho izany da managny fahatokisagny atsika. Aletsika lavitry gne vatagny fa ao an-dragno miaraky ame Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Ka da anitsika tanjogny izany, ndre agny an-dragno atsika ndre lavitry an'izany, mba hafinaritry an'Azy.\v 10Fa atsika agnaby da tsy maintsy hiboaky eo alohan'e seza fitsaran'i Kristy, mba mety azahoan'e tsiraidraiky izay mifagnaraky am raha vita tao ame vatagny, na ho ame tsara na ho ame ratsy.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho izany, gne fahalalagny gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika atsika da hitan'Andriamanitry mazava. Atenaiko fa mazava ame feon'e fieritreretanareo avakoa izany. \v 12Tsy miezaky gne handresy lahatry anareo indraiky iay mba hagnety anay ako gne mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho anareo hirehareha nohon'e aminay iay, mba hanagnanareo valin'e zaka ho an'izay mirehareha gn'me endriky ivelany fa tsy gn'amizay ao am-po.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Fa raha very saigny iay, da ho an'Andraimanitry izany; da raha tonga saigny tsara iay. da ho anareo izany.\v 14 Fa gne fitiavan'i Kristy gne magnery anay, saria azonay antoky gne hoe: nisy olo raiky maty ho an'e olo agnaby, sady noho izany da maty gn'olo agnaby.\v 15Maty Izy ho an'olo agnaby, mba tsy ho velogny ho an'e tegnandreo koa indreo izay velogny fa ho an'Azy izay maty sady natsangagny nohon'e fitiavagny andreo.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Noho izany antony izany, manombok'izao da tsy mitsara ndre ia ndre ia arak'e fomban'olombelogny atsika, ndre da efa nagnety an'i Kristy akô izany aza atsika taloha. Fa amizao fotoagny izao atsika da tsy mitsara ndre ia ndre ia akô izany koa.\v 17Noho izany, raha misy olo ao amin'i Kristy da olo vaovao izy. Efa lasa gne raha taloha. Indreo, fa efa lasa vaovao indreo.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18E raha agnaby da avy amin'Andriamanitry. Nampihavaniny tame Tegnany tame alalan'i Kristy atsika, sady nomeny atsika gne asa fanompoan'e fampihavanagny. \v 19Izany hoe, ao amin'i Kristy Andriamanitry gne mampihavagny izao tontolo izao ame Tegnany, tsy magnisa gne fahadisoandreo amindreo. Nankininy taminay gne hafatrin'e fampihavanagny.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Ka voatendry ho mpisolon-tegnan'i Kristy iay, ohatrany hoe ame alalanay gne hagnamboaran'Andriamanitry gne fagnatsovany. Miangavy anareo iay, noho i Kristy: "mihavàna amin'Andriamanitry!" \v 21Namboariny lasa sorogny ho an'e fahotantsika kristy. Izy e raiky izay tsy nanota mihitsy. Namboariny izany mba ho lasa fahamarinan'Andriamanitry ao amin'Azy isika.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Miara miasa amin'Azy, iay koa da mamporisiky anareo tsy handray gne fahasoavan'Andriamanitry fahatany. \v 2Fa nizaka Izy hoe: "Tame fotoagny mety da niteno anareo Iao, sady tame andro famonjegny da nagnampy anareo Iao. Iteo, amizao fotoagny izao gne fotoagny mety. Iteo, amizao fotoagny izao gne andro famonjegny. \v 3Tsy magnapetraky vato fanafitohinagny eo alohoan'ia ndre ia iay, fa iay tsy magniry gne haharatsy laza gne asa fanompoanay.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Fa kosa, iay da magnaporofo gne tegnanay ame asanay agnaby, fa mpanompon'Andriamanitry iay. Iay gne mpanompony ame fiaretagny be, fahoriagny, fahateregny, fahasarotagny, \v 5gne fiky, fagnagadragny, fikomiagny, ame asa mafy, ame aligny tsisy torimaso, ame mosary,\v 6ame fahadiovagny, fahalalagny, faharetagny, fahatsoram-po, ame Fanahy Masina, ame tena fitiavagny. \v 7Iay gne mpanompony ao ame zakan'e fahamarignagny, ao ame herin'Andriamanitry. Iay da managny gne fiarovan'e fahamarignagny ho an'e tagna ankavana izy ame akavia.

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Iay da miasa ame voninahitry izy ame fahafa-baraka, ame fagnaratsiagny izy ame fideragny. Iay da voampanga ho mpamitaky f'izy iay da marigny. \v 9 Iay da miasa akô io tsisy mahalala io f'izy iay da mbola malaza. Miasa agnady ho faty iay iteo - mbola miaigny iay. Miasa akô saziagny nohon'e asanay nefa tsy akô gne voaheloky ho faty. Iay da miasa akô gne malahelo, f'izy da mifalifaly fezay. \v 10 Iay da miasa akô gne sahiragny, f'izy manakaregny olo maro iay. Miasa akô gne tsy managny ndre ino ndre ino iay f'izy akô gne managny gne raha agnaby.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Iay da nizaka gne marigny agnaby taminareo, ry korintiana, sady gne fonay da mivoha midagnadagna.\v 12Gne fonareo da tsy nofihezinay, fa anareo gne namehy e fihetseham-ponareo manokagny. \v 13Sady ho valiny arak'e rariny - miresaky aminareo akô ame zaza iao-voay hidagnadagna gne fonareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Ka mifamatotry ame tsy mpino. Fa ino gne iresan'e fahamarignagny izy ame fandikan-dalàgny? Fa ino gn'iarahan'e mazava izy ame mizigny? \v 15Ino gne mety ho fifagnarahagny eo amin'i Kristy izy amin'i Beliala? Na ino gne tokony anjara anagnan'e mpino raiky izy ame tsy mpino raiky?\v 16Da ino gne fifagnarahagny misy eo ame fiangonan'Andriamanitry izy ame sampy? Fa atsika da fiangonan'Andriamanitry velogny, araky gn'efa nozakain'Andriamanitry hoe: "Hipetraky eo amindreo Iao sady handeha eo amindreo. Iao da ho Andriamanitrindreo sady indreo da ho oloko."

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Noho izany, "mijotsoa iala teo amindreo, da mitokàna," hoy gne Tompo. "Ka mikasiky raha maloto, da handray anareo Iao.\v 18Iao da Ray ho anareo, sady anareo ho zanako lahy da ho zanako viavy", hoy gne Tompo Tsitoha.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Gne malalako, hatrame nanagnatsika gne zaka fikasagny da aoka atsika hagnadio gne tegnatsika ame raha agnaby izay mampisy fahalotoagny eo ame vatagny izy ame fagnahitsika. Aoka atsika hikatsaky gne fahamasinagny ame fahatahoragny an'Andriamanitry.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2Raiso iay! Fa tsy nagnano ratsy tamin'ia na ia. Tsy nandratry na nagnararaotry ndre ia ndre ia iay. \v 3Tsy hagnameloky anareo gne hizakako an'izao. F'efa nozakaiko fa ato amponay anareo, fa miara-maty sady miara-velogny atsika. \v 4Managny fahatokisagny zakabe anareo iao, sady mirehareha nohon'e aminareo. Feno fampiononagny iao. Mitobatobaky gne hafaliako ndre da eo agnaby aza gne fampahoriagny .

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Refa avy tagny Makedonia iay, tsy hanagny fitsaharagny gne tegnanay. noho izany, ory tame fomba maro iay nohon'e fifandiragny tagny ambadiky, izy ame tahotry tao agnaty. \v 6 Fa Andriamanitry, izay mpampahery gne kivy, nampahery anay tame fevian'i Titosy. \v 7 Tsy tame alalan'e feviany fotsiny gne nampaherezan'Andriamanitry atsika. Fa tame fampaherezagny izay noraisin'i Titosy lat'aminareo. Mizaka atsika izy gn'ame hazakaben'e fitiavanareo, gn'alahelonareo, sady gne fiahianareo anà mafy. Ka hifaly mandrakizay iao.

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Ndre da nampalahelo anareo aza gne taratasiko, da tsy nampanegnigny anà izany. Fa nanegnigny tamizany iao refa nahita fa nampalahelo anareo gne taratasiko. Fa nalahelo nandritran'e fotoagny foiky anareo.\v 9Amizao fotoagny izao da faly iao, tsy hoe satria ory anareo, fa satria gne alahelonareo gne nitondra anareo ho ame fibebahagny. anareo da niaigny gne fahoriagny ao amin'Andriamanitry, ka tsy nisy very gne nijalianareo ho anay. \v 10Gne fahoriagny ao amin'Andriamanitry da minday ame fibebahagny mba hahatanteraky gne famonjegny tsisy fanegnenagny. Ndre izany aza, gne alahelon'izao tontolo izao, da minday fahafatesagny.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Iteo gne vokatr'e hazakaben'e fikirizanareo tame fahoriagny ao amin'Andriamanitry. Zakabe tokotry gne hazakaben'e fikirizagny tao aminareo mba hagnaporofoagny fa tsy manan-tsigny anareo. Zakabe tokotry gne hazakaben'e havigniranareo, gne tahotrareo,gn'alahelonareo, gne zotom-ponareo, da gne fagnirianareo ahita gne fahamarinagny izay tokony amboarigny. Ame raha agnaby da nagnaporofo tame tegnanareo anareo mba tsy ho meloky amizany raharaha izany. \v 12Ndre da nanoratry taminareo aza iao, iao da tsy nanoratry ho an'e mpagnano ratsy, na ho an'e raiky izay miharitry gne ratsy. Nanoratry iao mba tokony hampahafantaragny gone fazotoanareo teo aminay eo agnatrehan'Andriamanitry.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Tame alalan'izany gne nampaherezagny anay. Mihoatry nohon'e fampaherezagny izay efa anagnanay, nihoa-papagny gne fifaliany nohon'e fifalian'i Titosy, satria gne fagnahiny da velombelogny nohon'e aminareo agnaby.\v 14Raha ohatry ka nirehareha tamin'azy gne momba anareo iao, da tsy mba afa-baraka iao. Mifanohitry amizany, gne raha izay nozakainay taminareo agnaby da marigny aby, gne fireharehanay momba anareo tamin'i Titosy da voaporofo fa marigny.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Gne fitiavany anareo da zakabe kokoa, ako gne nahatsiarovagny gne fankatoavanareo agnaby, Ô rô gne fandraisanareo an'azy tame tahotry izy ame hovitry.\v 16Faly iao satria managny fahatokiagny tanteraky taminareo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 7

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> b451a086e356123b125d022985bdd19414274115
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> b451a086e356123b125d022985bdd19414274115

View File

@ -32,6 +32,30 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD123"
],
"finished_chunks": [
"06-08",
"05-01",
"05-04",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"06-01",
"06-04",
"06-11",
"06-14",
"06-17",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
"07-08",
"07-11",
"07-13",
"07-15"
]
}