auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-17 09:45:16 -05:00 committed by root
parent e2aead64ea
commit 9dc6b98147
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 12 \v 15 Gne tagnatanterahagny io asa fanompoagny io da tsy vian'e hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezam-, pisaorag y an'Andriamanitry maro. Fa noho gne fitsapagny izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonanareoame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo ame fahalalan-tagnanareo amin'e fagnomezana ho andreo sy gn'olo agnaby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. Ho an'Andriamanitry anie gne saotry noho gne fagnomezagny tsy hay zakaigny!
\v 12 Gne tagnatanterahagny io asa fanompoagny io da tsy vian'e hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezam-pisaoragny an'Andriamanitry maro.\v 13 Fa noho gne fitsapagny izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonanareoame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo ame fahalalan-tagnanareo amin'e fagnomezana ho andreo sy gn'olo agnaby.\v 14 Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao.\v 15 Ho an'Andriamanitry anie gne saotry noho gne fagnomezagny tsy hay zakaigny!