auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-17 03:25:12 -05:00 committed by root
parent 6e69101c55
commit 6827a11fea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ho deragny anie Andriamanitry sy Rain'e Tompontsika Jesosy Kristy. Izy gne Rain'e famindram-po agnaby sy Andriamanitry gne fampiononagny rehetra.\v 4Andriamanitry da mampionigny antsika amin'e fahoriantsika agnaby, mba ahafantsika mampionigny ireo izay agnaty fahoriagny. Isika da mampionigny ireo hafa akô gen fampiononagny izay nampiasan'Andriamanitry ampiononagny antsika.
\v 3 Ho deragny anie Andriamanitry sy Rain'e Tompontsika Jesosy Kristy. Izy gne Rain'e famindram-po agnaby sy Andriamanitry gne fampiononagny rehetra. \v 4Andriamanitry da mampionigny antsika amin'e fahoriantsika agnaby, mba ahafantsika mampionigny ireo izay agnaty fahoriagny. Isika da mampionigny ireo hafa akô gen fampiononagny izay nampiasan'Andriamanitry ampiononagny antsika.