auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-17 08:05:35 -05:00 committed by root
parent 73ae50f5f7
commit 603507b5c5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10Amizanyresaky izany da hagnome toro-hevitry anareo iao izay hagnampy anareo. Herintaogny lasa izay, da tsy nanomboky nagnano zavatry avao anareo, fa nagniry gne magnano izany. \v 11Amizao vitao izany, akô gne nisian'e zotom-po sy gne faniriagny hagnano izany, da enga nie hagnantanteraky izany koa anareo, arak'izay azonareo hatao.\v 12Satria râ magniry mafy gne hagnano izany asa izany anareo, da raha tsarasy azo ekegny izany. Tsay maintsy mifototry amin'izany hanagnan'e olo raiky izany, fa tsy izay tsy anagnany.
\v 10Amizanyresaky izany da hagnome toro-hevitry anareo iao izay hagnampy anareo. Herintaogny lasa izay, da tsy nanomboky nagnano zavatry avao anareo, fa nagniry gne magnano izany. \v 11Amizao vitao izany, akô gne nisian'e zotom-po sy gne faniriagny hagnano izany, da enga anie hagnantanteraky izany koa anareo, arak'izay azonareo hatao.\v 12Satria râ magniry mafy gne hagnano izany asa izany anareo, da raha tsara sy azo ekegny izany. Tsy maintsy mifototry amin'izany hanagnan'e olo raiky izany, fa tsy izay tsy anagnany.