auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-18 01:37:19 -05:00 committed by root
parent 327ee20d40
commit 114f648b5b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne fagnatanterahagny ionasa fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonareo amin'e filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fahalalahan-tagnanreo amin'e fagnomezagny ho andreo sy gn'olo agnaby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahaleb
Gne fagnatanterahagny ionasa \v 12 fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. \v 13 Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonareo amin'e filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fahalalahan-tagnanreo amin'e fagnomezagny ho andreo sy gn'olo agnaby.\v 14 Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitry anie gne saotry noho gne fagnomezagny tsy hai zakaigny!