plt-x-antaifasy_1ti_text_reg/06/17.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 17 Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika.\v 18 Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba alala-tagnagny, sady vonogny hizara. \v 19 Amin'izany fomba izany, da ho tehirizindreo gne fototry tsara ho an'e vatany amin'izay ho avy, ka hifikirany gne tena fiainagny.