1 line
298 B
Plaintext
1 line
298 B
Plaintext
\v 3 Magnanja gne mpitondrategna, gne tena mpitondrategna .\v 4 Fa Raha manan-janaky na zafikely gne mpitondrategna raiky, da apetray indreo aloha hianatry hagnaboky fagnajagny ao ame tokantragnony. Apetray indreo hamaly babegny an'i abany amin'i endriny, satria ankasitrahan'Anandriamanitry izany. |