plt-x-antaifasy_1ti_text_reg/04/06.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 6 Raha apetrakinareo eo anatrehan'e rahalà io raha io, da ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notaizagny tamin'e tenin'e finoagny sy tame fampianaragny tsara izay narahinareo anareo.\v 7 Fa lavo gne angano tanteraine ragnavavy. Fa koa, tariho hagnome voninahitry an'Andriamanitry gne tegnanareo.\v 8 Fa gne vatagny hofanina da kidy avao gn'azo ampiasagny an'azy, nefa fampiasa ame raha agnaby gne toetry araky an'Anandriamanitry. Mihazona gne fampagnantenagny amin'ity fiainagny amin'izao fotoagny izao ity izy ame fiainan-ko ho avy.