plt-x-antaifasy_1ti_text_reg/01/12.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 12 Isaorako i Kristy Jesosy tompontsika. Nampahery anà Izy, fa naniny mahatoky iao, sady nagnambara anà ho ame fanompoagny Izy. \v 13 Iao da mpizaka ratsy, mpagnenjiky, sady lelà mahery setry. Kanefa nahazo famindram-po iao satria tame tsy fahalalagny gne nagnamboarako an'izany noho gne tsy finoagny. \v 14 Fa gne fahaosavan'e Tompontsika gne nandrakotry finoagny sy fitiavagny izay ao amin'i Kristy Jesosy.