auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-02 01:34:25 -05:00 committed by root
parent 1b14199a0f
commit a90c5bac4c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Raha apetrakinareo eo anatrehane rahalà io raha io, da ho mpanompo tsarani Jesosy Kristy anareo. Fa notaizagny tamine tenin'e finoagny sy tame fampianaragny tsara izay narahinareo anareo.\v 7 Fa lavo gne angano tanteraine ragnavavy. Fa koa, tariho hagnome voninahitry an'Andriamanitry gne tegnanareo.\v 8 Fa gne vatagny hofanina da kidy avao gn'azo ampiasagny an'azy, nefa fampiasa ame raha agnaby gne toetry araky an'Anandriamanitry. Mihazona gne fampagnantenagny amin'ity fiainagny amin'izao fotoagny izao ity izy ame fiainan-ko ho avy.
\v 6 Raha apetrakinareo eo anatrehan'e rahalà io raha io, da ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notaizagny tamin'e tenin'e finoagny sy tame fampianaragny tsara izay narahinareo anareo.\v 7 Fa lavo gne angano tanteraine ragnavavy. Fa koa, tariho hagnome voninahitry an'Andriamanitry gne tegnanareo.\v 8 Fa gne vatagny hofanina da kidy avao gn'azo ampiasagny an'azy, nefa fampiasa ame raha agnaby gne toetry araky an'Anandriamanitry. Mihazona gne fampagnantenagny amin'ity fiainagny amin'izao fotoagny izao ity izy ame fiainan-ko ho avy.