auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-25 12:55:05 -05:00 committed by root
parent a5fb8417d6
commit 5837511da7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e mpavandy, ho an'e vavolombelogny tsy marigny, sady ndre ino nde ino hafa manofitry gne fampianaragny mahatoky. Io fapianaragny io da mifagnaraky ame filazantsaran'e voninahitr
\v 9 Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalagny da tsy manigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalagny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy marigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, \v 10 ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e mpavandy, ho an'e vavolombelogny tsy marigny, sady ndre ino nde ino hafa manofitry gne fampianaragny mahatoky.\v 11 Io fapianaragny io da mifagnaraky ame filazantsaran'e voninahitr'Andriamanitry ohatahy izay nankinigny tamina.