auto save
This commit is contained in:
parent
aca5ea36f9
commit
2563833250
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 Izao hafatry izao da azo antoky sady mendriky gne fagnekegny agnaby, fa i Kristy Jesosy da avy tetoa ambonin'e tany hagnavotry gne mpanota. Iao gne ratsy indrindra tamin'io.\v 16 Fa noho izany antony izany gne namindrandragny fo taminà, mba ame alalako, gne zakabe indrindra, i Kristy Jesosy da mety hagnabôky gne faharetagny agnaby. Nagnano an'izany Izy ho ohatry ho an' izay magniry hatoky an'Andriamanitry ho an'e fiainagny mandrakizay.\v 17 Sady ho an' e mpanjakan'e taloha, tsy mety maty, tsy hita maso, da ho anAndriamanitry raiky, anie gne laza izy ame voninahitry mandrakizay doria.Amena.
|
||||
\v 15 Izao hafatry izao da azo antoky sady mendriky gne fagnekegny agnaby, fa i Kristy Jesosy da avy tetoa ambonin'e tany hagnavotry gne mpanota. Iao gne ratsy indrindra tamin'io.\v 16 Fa noho izany antony izany gne namindrandragny fo taminà, mba ame alalako, gne zakabe indrindra, i Kristy Jesosy da mety hagnabôky gne faharetagny agnaby. Nagnano an'izany Izy ho ohatry ho an' izay magniry hatoky an'Andriamanitry ho an'e fiainagny mandrakizay.\v 17 Sady ho an' e mpanjakan'e taloha, tsy mety maty, tsy hita maso, da ho an'Andriamanitry raiky, anie gne laza izy ame voninahitry mandrakizay doria.Amena.
|
Loading…
Reference in New Issue