auto save
This commit is contained in:
parent
2c28e38542
commit
0a9f3ca012
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 Izao hafatry izao da azo antoky sady mendriky gne fagnekegny agnaby, fa i Kristy Jesosy da avy tetoa ambonin'e tany hagnavotry gne mpanota. Iao gne ratsy indrindra tamin'io.\v 16 Fa noho izany antony izany gne namindrandragny fo taminà, mba ame alalako, gne zakabe indrindra, i Kristy Jesosy da mety hagnabôky gne faharetagny agnaby. Nagnano an'izany Izy ho ohatry ho an' izay magniry hatoky an'Andriamanitry ho an'e fiainagny mandrakizay.\v 17 Sady ho an' e mpanjakan'e taloha, tsy mety maty, tsy hita maso, gn'Andriamanitry raiky, anie gne laza izy ame voninahitry mandrakizay doria.Amena.
|
||||
\v 15 Izao hafatry izao da azo antoky sady mendriky gne fagnekegny agnaby, fa i Kristy Jesosy da avy tetoa ambonin'e tany hagnavotry gne mpanota. Iao gne ratsy indrindra tamin'io.\v 16 Fa noho izany antony izany gne namindrandragny fo taminà, mba ame alalako, gne zakabe indrindra, i Kristy Jesosy da mety hagnabôky gne faharetagny agnaby. Nagnano an'izany Izy ho ohatry ho an' izay magniry hatoky an'Andriamanitry ho an'e fiainagny mandrakizay.\v 17 Sady ho an' e mpanjakan'e taloha, tsy mety maty, tsy hita maso, da hAndriamanitry raiky, anie gne laza izy ame voninahitry mandrakizay doria.Amena.
|
Loading…
Reference in New Issue