Fri Jan 24 2020 12:35:14 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:35:15 -05:00
commit d00d324bef
8 changed files with 20 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, refa tsy afaky niaritry an'izany koa iay , da noeritreretinay fa tsara gne mipetraky raiky tao Atena. \v 2 Nandefa an'i Timoty iay rahalànay sy mpiara miasa ho an'ndriamanitry ame filazantsaran'i Kristy, mba hagnamafy sy hankahery momban'e finoanareo. [ Fagnamarignagny gne fandikan-teny sasany hafa taloha da mivaky hoe :" Nandefa an'i Timoty iai , rahalànay izy ame mpanompon'Andriamanitry ao ame filazantsaran'i Kristy ." ]. \v 3 Naninay izany mba tsy hisy olo ho taitry noho io fahoriagny io . Fa gne tegnanareo da mahafantatry fa izany gne nanendregny antsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Marigny tokôtry, refa niaraky taminareo iay , da nizaka mialoha taminareo fa itsika da da tsy maintsy hampahoriagny , da niboaky izany , araky gne fantatrareo .\v 5 Noho izany antony izany refa tsy nahadigny an'izany sanaky iao, da nagniraky mba ahafantarako gne finoanareo . Angamba gne mpangala fagnahy da efa nangala fagnahy anareo , da ho zava-pôgny gne asantsika .

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa avy taty aminay avy tagny aminareo i Timoty da nitondra gne vaovao mafaly gne finoagny iz ame fitiavanareo ho anay.Nizaka taminay izy fa anareo da managny fahatsiarovagny tsara anay fezay ,sady anareo da magniry mafy gn'ahita anay mitovy ame fagnirianay ahita anareo . \v 7 Noho izany ry rahalà , iay da nampeherezinareo nohon'e finoanareo tagnatin'e fitaitaignagny sy gne fahorianay agnaby.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa amin'izao fotoagny izao velogny iay , raha mifikitry mafy amin'ny Tompo anareo. \v 9 Fa fisaoragny magnano akognaia gn'azonay omegny an'Andriamanitry gn'aminareo,tame fifaliagny agnaby izay anagnanay t'agnatrehan'Andriamanitray noho gn'aminareo ? \v 10 Mivavaky mafy ndre mandraigny ndre hariva iay mba mety ahita gn'endrikareo sy hameno izay tsy ampy ao ame finoanareo .

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne tegnan'Andriamanitry Raintsika, izy am'i Jesosy Tompontsika anie, hagnitsy gne lalagninay ho aminareo. \v 12 Gne Tompo anie gn'ampitombo sy hampandroso ame fifankatiavanareo ame hafa sy gn'olo agn'aby ,mitovy ame gn'aninay aminareo koa . \v 13 Izy gn'agnamafy gne fonareo, ka mba tsy hanagny tsigny ame fahamasignagny indreo eo anatrehan'Andriamanitry Raintsika , ame fihavian'i Jesosy Tompontsika miarakamireo masiny agnaby .

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Chapter 3

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> fec8b9a9afde216c602f7420fa7c419ca0ba529d
=======
>>>>>>> 0b5bb3ad585dad318e7a04b0c6a910e49d66eb0f
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> b8910c3f36d74efaf05406535cb9c122086c3fe6
=======
>>>>>>> fec8b9a9afde216c602f7420fa7c419ca0ba529d
=======
>>>>>>> 0b5bb3ad585dad318e7a04b0c6a910e49d66eb0f

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123",
"MAD126"
"MAD126",
"MAD124"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
@ -68,6 +69,11 @@
"05-01",
"05-title",
"05-19",
"05-04"
"05-04",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-11"
]
}