auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-01-23 10:45:21 -05:00 committed by root
parent e95a678424
commit 07d825b378
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Fa anareo, rahalà, da tsy ao agnatign'e mizigny ka hahatratry anareo tampoky ako gne mpangalatry gne andro. \v 5 Fa anareo agnaby da zanaky gne mazava sy zanaky gne andro. Tsy zanaky gne aligny itsika na gne mizigny. \v 6 Noho izany, andeha itsika tsy hatory ako gne sasany. F'izy, aoka isika, hiambigny sy hahognon-tegna. \v 7 Fa indreo zay matory, da magnano izany ame aligny, sady indreo zay mamo da magnano izany avakoa ame aligny.