plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/21.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 21 Izany e famantaragny e batisa izay mamonjy anareo amin'izao fotoagny izao_tsy ako e fagnadiovagny e loto ame vatagny, fa ako e haikin'e feon'e fieritreretagny ho amin'Andriamanitry_tame alalan'e fitsanganan'i Jesosy Kristy tame maty. \v 22 Kristy da eo an-tagn'ankavanan'Andriamanitry. Niakatry an-dagnitry izy. E anjely, e manam-pahefagny, da e hery da tsy maintsy magneky an'Azy.