plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/05/05.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 5 Akoizany avakoa, anareo tanora fagnahy, magnekea e olombe. Anareo agnaby, tafio fanetren-tegna e tegnanareo da mifanompoa. Fa Andriamanitry manohitry e mpirehareha, fa magnome fahasoavagny e mpanetry tegna. \v 6 Noho izany manetre tegna eo ambanin'e tagna maherin'Andriamanitry. \v 7 Apetray amin'Azy e fagnahinareo agnaby, satria Izy e miahy anareo.