plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/04/10.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 10 Fa e tsiraidraiky da nandray fagnomezam-pahazoavagny, ampiasay hifanompoagny izany. Mamboara izany ako e mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoavagny maro fotsimpotsiny an'Andriamanitry. \v 11 Raha misy mizaka, aleo izy hagnano izany ako e raiky mizaka e zakan'Andriamanitry. Raha misy manompo, aleo izany ho avy ame hery izay vatsian'Andriamanitry. Mamboara an'io mba homem-boninahitry ame alalan'i Jesosy Kristy ame fomba agnaby Andriamanitry. Aleo ho an'i Jesosy Kristy e voninahitry izy ame hery mandrakizay doria. Amena