plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/04/03.txt

1 line
605 B
Plaintext

\v 3 Fa ampy izay e fotoagny lasa nagnamboaragny izay tian'e Jentilisa anigny- hafalian'e nofo, fijejoagny, fimamoagny, fitondran-tegna mahamegnatry, fihiran-dratsy, da e asan'e fanopoan-tsampy mampadikidiky. \v 4 Heverindreo fa hafahafa satria tsy mikambagny amindreo amin'izany fagnaranam-po be izany anareo, noho izany da hizaka ratsy momba anareo indreo.\v 5 Hamaly e raiky izay vonogny hitsara e velogny izy ame maty indreo. \v 6 Noho izany antony izany gne itoriagny e vaovao mahafaly tame maty avakoa, mba hiaigny ako an'Andriamanitry ao ame fagnahy ndre da notsaraigny tame nofo ako e olo indreo.