plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/04/01.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, satria nijaly tame nofo i Kristy, da anio fiadagnan'e tegnanareo izany tanjogny izany. Fa izay nijaly tame nofo agnaby da nijery tame fahotagny. \v 2 Vokatr'izany, e olo akoizany, mandritry e fotoagny sisa hiaignany, da tsy hiaigny ho an'e fagnirian'olo sanaky, fa ho an'e sitrapon'Andriamanitry.