plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/15.txt

1 line
522 B
Plaintext

\v 15 F'izy, atokano ako e masigny am-ponareo e Tompo Kristy. Mivognona avao hamaly gn'olo agnaby izay magnontany anareo e antony hatokisanareo an'Andriamanitry. Anio ame halemem-pagnahy sady fagnajagny izany. \v 16 Manàgna feon'e fieritreretagny madio mba ho megnatry gn'olo izay manevateva e fiainagny tsaranareo ao amin'i Kristy satria mizaka manohitry anareo indreo ako e mpagnano ratsy anareo. \v 17 Tsara kokoa, raha Andriamanitry e magniry, fa mijaly anareo ame fagnamboaragny e tsara nohon'e fagnamboaragny ratsy.