plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/10.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 10 "E raiky izay te hankafy e fiainagny sady te hahita andro tsara da tokony hampijanogny e lelany ame ratsy izy ame molotriny ame fizakagny fitaky. \v 11 Aleo izy hiala ame anigny hoe ratsy sady hagnano izay tsara. Aleo izy hitady fiadanagny sady hitaky izany. E mason'e Tompo da mahita e marina, da e sofiny da mahare e fangatahandreo. \v 12 Fa e tarehin'e Tompo da manohitry izay magnano ratsy."