plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/07.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 7 Akoizany avao, anareo lelà da tokony miaigny miaraky ame vadinareo arak'e fahazavan-tsaigny, ako e fanaky malemy kokoa e viavy. Tokony omenareo voninahitry indreo ako e mpiara-mandova e fagnomezan'e fiainagny. Amboaro izany mba tsy ho voasakagny e vavakinareo.