plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/03.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 3 Aoka izany ho tanteraky tsy miaraky ame haingo ivelany: rongo, rojo volamena, na akanjo lamaody. \v 4 Fa, aoka izany ho tanteraky miaraky amin'izay am-pon'olo, sady e hagnatsaragny maharitr'e fagnahy tsara sady mangigny, izay zarobidy eo agnatrehan'Andriamanitry.