plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/01.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 1 Amin'izany fomba izany, anareo viavy da tokony hagneky e vadinareo. Amboaro izany ndre da misy lela maro tsy magnaraky zaka, sady mety ho azo indreo ndre da tsy misy e zaka, amin'e alalan'e fitondran-tegnan'e vadindreo. \v 2 Fa indreo da hahita e fitondran-tegna mendrikinareo am-pagnajagny.