plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/22.txt

2 lines
452 B
Plaintext

\v 22 Nagnadio e fagnahinareo tame fagnekegny e fahamarianagny anareo. Izany da an'e fitiavagny ara-piralahiagny madio; noho izany mifankatiava fatratry ame fo. [Fagnamarihagny: e dikan-teny sasany da mizaka hoe: "Nagnadio e fagnahinareo tame fagnekegny e fahamarinagny tamin'e alalan'e Fagnahy anareo"]
\v 23 Nateraky indraiky anareo, tsy avy ame voa mety maty, fa avy ame voa tsy mety maty, amin'e alalan'e zakan'Andriamanitry velogny sady mipetraky.