plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/11.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 11 Indreo da nitady e hahafantatry e mikasiky e hoe ia da ovia e Fagnahin'i Kristy ao amindreo gne nizaka tamindreo. Izany da niboaky ako e nozakainy andreo mialoha momba e fijalian'i Kristy izy ame voninahitry magnaraky an'izany. \v 12 Nambara tamindreo izany mba tsy hanompo e tegnany indre, fa anareo, refa nizaka io raha voazaka taminareo amin'izao fotoagny izao io tamin'alalan'izay nitory e filazantsara taminareo tamin'alalan'e Fagnahy Masigny nalefa avy lata an-dagnitry--raha izay tian'e anjely ho lala.