plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/06.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 6 Tena ravoravo momba izany anareo, ndre da ilainareo e hahatsiaro malahelo ame olagny maro samby hafa amin'izao fotoagny izao. \v 7 Izany da ho an'e fagnaporofoagny e finoanareo, izay sarobidy kokoa nohon'e volamena izay vilavila, ndre da nosedraigny tame afo. Miboaky izany mba ho hita e vokatr'e finoanareo ame fideragny, voninahitry, da haja ame hiboan'i Jesosy Kristy.