3 lines
509 B
Plaintext
3 lines
509 B
Plaintext
\v 3 Ho tahigny anie Andriamanitry sady Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika. Tame famindram-pony, gne nagnomezany antsika fahaterahagny vaovao ho an'e fahatokisan'e lova. Izany lova izany da tamin'alalan'e fitsanganan'i Jesosy Kritsty tame maty.
|
|
\v 4 Izany da ho an'e lova izay tsy ho faty, tsy ho vilavila, sady tsy ho levogny. Izany sa voatokagny ho anareo an-dagnitry agny.
|
|
\v 5 Anareo da arovan'e herin'Andriamanitry ame alalan'e finoagny, ho an'e famonjegny izay efa vonogny ho ambara ame fotoagny farany. |