plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/05/10.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 10 Rehefa avy nijaly nandritry gne fotoagny fohy anareo, e Andriamanitr'e fahasoavagny agnaby, izay nangaiky anareo ho ame voninahitriny mandrakizay ao amin'i Kristy, da hahatanteraky anareo, hanangany anareo, sady hampahery anareo. \v 11 Ho an'Azy anie e fanjakagny mandrakizay mandrakizay. Amena