plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/05/01.txt

1 line
652 B
Plaintext

\v 1 Magnanatry e olombe ame tagnany aminareo iao, iao, izay olombe ame tanagny nama avakoa. Iao da vavolombelon'e fijalian'i Kristy avakoa, sady mpikambagny avakoa ao ame voninahitry izay efa haboaky. \v 2 Noho izany, magnanatry anareo olombe ame tanagny iao, embeno e ondrin'Andriamanitry izay eo aminareo. Arahy maso izany, tsy ame fahateriteregny, fa ame sitraponareo, arak'e sitrapon'Andriamanitry. Arahy maso izany, tsy ame vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Ka manjakazaka ame olo izay tandremanareo. F'izy, mba mamboara fitaratry ho an'e ondry. \v 4 Da refa miboaky e lohan'e mpiandry ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety vilavila anareo.