plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/04/15.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 15 Fa aleo tsy hisy ndre ia ndre ia aminareo hijaly ako e mpamono olo, mpangalatry, mpagnano ratsy, na mpiraharaha e an'e hafa. \v 16 Fa raha misy mijaly fa Kristiana, da aoka izy tsy ho megnatry; f'izy, aleo hagnome voninahitry an'Andriamanitry amin'izany agnara izany izy.