plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/04/12.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 12 O malala, ka raisigny ho hafahafa e fitsapagny ame afo izay nitranga taminareo, ako hoe nisy raha hafahafa nitranga taminareo. \v 13 F'izy, ndre da maro be e hiainanareo e fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaky hifaly avakoa anareo sady ho ravoravo ame fagnambaragny e voninahitriny. \v 14 Raha notevatevaigny nohon'e agnaran'i Kristy anareo, da voatahy, satria e fagnahin'e voninahitry izy ame Fagnahin'Andriamanitry da mipetraky aminareo.