plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/18.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 18 Efa nijaly nohon'e fahotagny avakoa i Kristy. Izy izay marina da nijaly ho antsika, izay tsy marina, mba hitondrany antsika eo amin'Andriamanitry. Novonoigny tame nofo Izy, fa novelomin'e Fagnahy. \v 19 Tame alalan'e Fagnahy, da nandeha izy da nitory ho an'e fagnahy izay agny am-pigadragny amin'izao fotoagny izao.\v 20 Tsy nagneky indreo rehefa nandigny e faharetan'Andriamanitry tame andron'i Noa, tame andron'e fananganagny sambofiara, da Andriamanitry namonjy olo vitsy _ fagnahy valo _ tame rano.