plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/08.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 8 Farany, anareo aby, miraisa saigny, hifampiferign'aigny, hifankatia ako e mpirahalà, ho tso-po, da hanetri-tegna. \v 9 Ka mamaly ratsy e ratsy na manevateva e mpanevateva. Mifanohitry amin'izany aza, mitahia avao, fa noho izany e nangiagny anareo mba hahafahanareo mandova e fitahiagny.