plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/03/05.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 5 Fa e viavy masigny taloha e nandravaky e tegnandreo akoizany. Nanagny fahatokisagny an'Andriamanitry indreo sady nagneky e vadiny agnaby. \v 6 Akoizany fomba izany e nagneken'i Abrahama an'i Saraha sady nangiany anazy ho tompony. Anareo da zanany amin'izao fotoagny izao raha magnano izay tsara sady tsy matahotry olagny.