plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/02/24.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 24 Izy tegnany da nitondra e fahotantsika tame tegnany ho eo ambony hazo, mba tsy hanagny anjara ame fahotagny sanaky itsika, sady mba hiaigny ho an'e fahamarinagny. Tamin'e alalan'e ratriny e nahasitragny anareo. \v 25 Nirerirery ako e ondry very anareo agnaby, fa amin'izao fotoagny izao anareo nipody tame npiandry ondry izy ame mpiambigny e fagnahinareo.