plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/02/21.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 21 Fa noho ity e nangiagny anao, satria Kristy avakoa da nijaly ho anao. Nametraky ohatry ho anao Izy mba hagnarahagny e lalany. \v 22 Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaky t'am-bavany. \v 23 Rehefa nozakaigny ratsy Izy, da tsy namaly ratsy. Refa nijaly izy, da tsy nandrahogny, fa nanolotry e tegnany tamin'e raiky izay Mpitsara am-pahamarinagny.