plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/02/11.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 11 Malala, mangaiky anareo ako e vahiny sady mpirerirery iao mba hifady e filan'e nofo, izay mahatonga ady manohitry gne fagnahinareo. \v 12 Tokony managny fitondran-tegna tsara anareo eo amason'e jentilisa, mba, raha miresaky momba anareo ho nagnano raha ratsy indreo, da tokony hahita e asa tsaranareo sady hankalaza an'Andriamanitry ame andro izay hiaviany.