plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/02/09.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 9 Fa anao da olom-boafidy, mpisoron'e mpanjaka, firenena masina, olo ho an'e fanagnan'Andriamanitry, mba ho afaky hagnambara e hatsaran'e asan'e raiky izay nangaiky anao latame mizigny ho ame hazavagny mahagaga anao. \v 10 Taloha anao da tsy olo, kanefa amin'izao fotoagny izao anao da olon'Andriamanitry. Tsy nandray famindram-po anao, fa amin'izao fotoagny izao anao da nandray famindram-po.