plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/02/07.txt

2 lines
250 B
Plaintext

\v 7 Noho izany e voninahitry da ho anao izay mino. Kanefa, "e vato narian'e mpananga tragno, igny e lasa lohan'e fehizoro"-
\v 8 Da, vato mahatafintohigny sady vato mahalavo. Tafintohigny indreo, tsy nagneky e zaka, izay voatokagny ho andreo avakoa.