plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/20.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 20 Voafidy talohan'e nananganagny an'izao tontolo izao i Kristy, fa amin'izao fotoagny izao da tamin'e fotoagny farany e nagnambaragny an'Azy taminareo. \v 21 Amin'e alalany e hinoanareo an'Andriamanitry, izay nanangagny anazy tame maty sady tamin'e nomeny vononahitry mba ho ao amin'Andriamanitry gne finoagny izy ame fahatokisanareo.