plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/15.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 15 Fa ako e raiky izay nangaiky anareo hoe masigny, anareo, avakoa, aoka ho masigny ame fitondran-tegnanareo agnaby.\v 16 Fa voasoratry hoe: "Aoka ho masigny, satria masigny Iao." \v 17 Raha mangaiky e raiky izay mitsara tsy misy fagnavakavahagny ara'e asan'olo tsiraidraiky agnaby hoe: "Ray" anareo, da handany e fotoan'andronareo ame fampisehoagny fagnajagny.