plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/13.txt

2 lines
281 B
Plaintext

\v 13 Noho izany homagno e sainareo. Mahonogna tegna. Mametraha fitokisagny ame fahasoavagny izay ho entigny eo aminareo amin'e hisehoan'i Jesosy Kristy.
\v 14 Ame mahazanaky mpagneky, ka mampifagnaraky e tegnanareo ame fagniriagny izay narahinareo tame mbola tsy nahalala anareo.