plt-x-antaifasy_1pe_text_reg/01/08.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 8 Tsy nahita an'Azy anareo, nefa tia an'Azy, Tsy mahita an'Azy anareo amin'izao fotoagny izao, kanefa mino an'Azy, sady da tena faly ame fifaliagny tsy hay zakaigny, mahafinaritry. \v 9 Raisinareo amin'izao fotoagny izao e vokatr'e finoanareo, da e famonjegny e fagnahinareo. \v 10 E mpaminany da nikaroky sady nagnontany tsara gne momba izany famonjegny izany, gne momba e fahasoavagny izay ho anareo.