auto save
This commit is contained in:
parent
941c8ecc4d
commit
ca653e1d21
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 O malala, ka raisigny ho hafahafa e fitsapagny ame afo izay nitranga taminareo, ako hoe nisy raha hafahafa nitranga taminareo. F'izy, ndre da maro be e hiainanareo e fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaky hifaly avakoa anareo sady ho ravoravo ame fagnambaragny e voninahitriny. Raha notevatevaigny nohon'e agnaran'i Kristy anareo, da voatahy, satria e fagnahin'e voninahitry izy ame Fagnahin'Androamanitry da mipetraky aminareo.
|
||||
\v 12 O malala, ka raisigny ho hafahafa e fitsapagny ame afo izay nitranga taminareo, ako hoe nisy raha hafahafa nitranga taminareo. \v 13 F'izy, ndre da maro be e hiainanareo e fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaky hifaly avakoa anareo sady ho ravoravo ame fagnambaragny e voninahitriny. \v 14 Raha notevatevaigny nohon'e agnaran'i Kristy anareo, da voatahy, satria e fagnahin'e voninahitry izy ame Fagnahin'Androamanitry da mipetraky aminareo.
|
Loading…
Reference in New Issue