auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:04:30 -05:00 committed by root
parent dff08a725b
commit b10ab7702f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Magnanatry e olombe ame tagnany aminareo iao, iao, izay olombe ame tanagny nama avakoa. Iao da vavolombelon'e fijalian'i Kristy avakoa, sady mpikambagny avakoa ao ame voninahitry izay efa haboaky. Noho izany, magnanatry anareo olombe ame tanagny iao, embeno e ondrin'Andriamanitry izao eo aminareo. Arahy maso izany, tsy ame fahateriteregny, fa ame sitraponareo, arak'e sitrapon'Andriamanitry. Arahy maso izany, tsy ame vola maloto, fa an-tsitrapo. Ka manjakazaka ame olo izay tandremanareo. F'izy, mba mamboara fitaratry ho an'e ondry. Da refa miboaky e lohan'e mpiandry ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety vilavila anareo.
\v 1 \v 4 Magnanatry e olombe ame tagnany aminareo iao, iao, izay olombe ame tanagny nama avakoa. Iao da vavolombelon'e fijalian'i Kristy avakoa, sady mpikambagny avakoa ao ame voninahitry izay efa haboaky. \v 2 Noho izany, magnanatry anareo olombe ame tanagny iao, embeno e ondrin'Andriamanitry izao eo aminareo. Arahy maso izany, tsy ame fahateriteregny, fa ame sitraponareo, arak'e sitrapon'Andriamanitry. Arahy maso izany, tsy ame vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Ka manjakazaka ame olo izay tandremanareo. F'izy, mba mamboara fitaratry ho an'e ondry. Da refa miboaky e lohan'e mpiandry ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety vilavila anareo.