auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:04:30 -05:00 committed by root
parent a5fa6cb6f0
commit 8132121245
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 F'izy, atokano ako e masigny am-ponareo e Tompo Kristy. Mivognona avao hamaly gn'olo agnaby izay magnontany anareo e antony hatokisanareo an'Andriamanitry. Anio ame halemem-pagnahy sady fagnajagny izany. Managna feon'e fieritreretagny madio mba ho megnatry gn'olo izay manevateva e fiainagny tsaranareo ao amin'i Kristy satria mizaka manohitry anareo indreo ako e mpagnano ratsy anareo. Tsara kokoa, raha Andriamanitry e magniry, fa mijaly anareo ame fagnamboaragny e tsara nohon'e fagnamboaragny ratsy.
\v 15 F'izy, atokano ako e masigny am-ponareo e Tompo Kristy. Mivognona avao hamaly gn'olo agnaby izay magnontany anareo e antony hatokisanareo an'Andriamanitry. Anio ame halemem-pagnahy sady fagnajagny izany. \v 16 Managna feon'e fieritreretagny madio mba ho megnatry gn'olo izay manevateva e fiainagny tsaranareo ao amin'i Kristy satria mizaka manohitry anareo indreo ako e mpagnano ratsy anareo. \v 17 Tsara kokoa, raha Andriamanitry e magniry, fa mijaly anareo ame fagnamboaragny e tsara nohon'e fagnamboaragny ratsy.