diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..f43505a --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Petera, apostoli'i Jesosy Kristy, ho ane zanaky am-pielezagny, e voafidy, magneragny an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, da Bitynia. \v 2 Izany da arak'e fantatr'Andriamanitry Ray mialoha, voatokan'e Fagnahy ho fagnekegny sady ho famafazagny e ran'i Jesosy Kristy. Ho aminareo anie e fahasoavagny, sady hitombo anie gne fiadananareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt new file mode 100644 index 0000000..ddf9003 --- /dev/null +++ b/01/03.txt @@ -0,0 +1,3 @@ +\v 3 Ho tahigny anie Andriamanitry sady Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika. Tame famindram-pony, gne nagnomezany antsika fahaterahagny vaovao ho an'e fahatokisan'e lova. Izany lova izany da tamin'alalan'e fitsanganan'i Jesosy Kritsty tame maty. +\v 4 Izany da ho an'e lova izay tsy ho faty, tsy ho vilavila, sady tsy ho levogny. Izany sa voatokagny ho anareo an-dagnitry agny. +\v 5 Anareo da arovan'e herin'Andriamanitry ame alalan'e finoagny, ho an'e famonjegny izay efa vonogny ho ambara ame fotoagny farany. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt new file mode 100644 index 0000000..6446b9e --- /dev/null +++ b/01/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Tena ravoravo momba izany anareo, ndre da ilainareo e hahatsiaro malahelo ame olagny maro samby hafa amin'izao fotoagny izao. \v 7 Izany da ho an'e fagnaporofoagny e finoanareo, izay sarobidy kokoa nohon'e volamena izay vilavila, ndre da nosedraigny tame afo. Miboaky izany mba ho hita e vokatr'e finoanareo ame fideragny, voninahitry, da haja ame hiboan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..ccdaa12 --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Tsy nahita an'Azy anareo, nefa tia an'Azy, Tsy mahita an'Azy anareo amin'izao fotoagny izao, kanefa mino an'Azy, sady da tena faly ame fifaliagny tsy hay zakaigny, mahafinaritry. \v 9 Raisinareo amin'izao fotoagny izao e vokatr'e finoanareo, da e famonjegny e fagnahinareo. \v 10 E mpaminany da nikaroky sady nagnontany tsara gne momba izany famonjegny izany, gne momba e fahasoavagny izay ho anareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/11.txt b/01/11.txt new file mode 100644 index 0000000..1da317a --- /dev/null +++ b/01/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Indreo da nitady e hahafantatry e mikasiky e hoe ia da ovia e Fagnahin'i Kristy ao amindreo gne nizaka tamindreo. Izany da niboaky ako e nozakainy andreo mialoha momba e fijalian'i Kristy izy ame voninahitry magnaraky an'izany. \v 12 Nambara tamindreo izany mba tsy hanompo e tegnany indre, fa anareo, refa nizaka io raha voazaka taminareo amin'izao fotoagny izao io tamin'alalan'izay nitory e filazantsara taminareo tamin'alalan'e Fagnahy Masigny nalefa avy lata an-dagnitry--raha izay tian'e anjely ho lala. \ No newline at end of file diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt new file mode 100644 index 0000000..f474ce1 --- /dev/null +++ b/01/13.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 13 Noho izany homagno e sainareo. Mahonogna tegna. Mametraha fitokisagny ame fahasoavagny izay ho entigny eo aminareo amin'e hisehoan'i Jesosy Kristy. +\v 14 Ame mahazanaky mpagneky, ka mampifagnaraky e tegnanareo ame fagniriagny izay narahinareo tame mbola tsy nahalala anareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt new file mode 100644 index 0000000..1fcf2e0 --- /dev/null +++ b/01/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Fa ako e raiky izay nangaiky anareo hoe masigny, anareo, avakoa, aoka ho masigny ame fitondran-tegnanareo agnaby.\v 16 Fa voasoratry hoe: "Aoka ho masigny, satria masigny Iao." \v 17 Raha mangaiky e raiky izay mitsara tsy misy fagnavakavahagny ara'e asan'olo tsiraidraiky agnaby hoe: "Ray" anareo, da handany e fotoan'andronareo ame fampisehoagny fagnajagny. \ No newline at end of file diff --git a/01/18.txt b/01/18.txt new file mode 100644 index 0000000..8e72697 --- /dev/null +++ b/01/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 18 Fantatrareo fa tsy avy tame volafotsy na volamena mety levogny e nagnavotagny anareo tame fitondran-tegna mola izay nianaranareo tame razanareo. \v 19 F'izy, navotagny tame ra sarobidin'i Kristy anareo, izay ako e zanak'ondry tsy misy takaitry na tsigny. \ No newline at end of file diff --git a/01/20.txt b/01/20.txt new file mode 100644 index 0000000..bbdb04d --- /dev/null +++ b/01/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Voafidy talohan'e nananganagny an'izao tontolo izao i Kristy, fa amin'izao fotoagny izao da tamin'e fotoagny farany e nagnambaragny an'Azy taminareo. \v 21 Amin'e alalany e hinoanareo an'Andriamanitry, izay nanangagny anazy tame maty sady tamin'e nomeny vononahitry mba ho ao amin'Andriamanitry gne finoagny izy ame fahatokisanareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt new file mode 100644 index 0000000..2984e52 --- /dev/null +++ b/01/22.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 22 Nagnadio e fagnahinareo tame fagnekegny e fahamarianagny anareo. Izany da an'e fitiavagny ara-piralahiagny madio; noho izany mifankatiava fatratry ame fo. [Fagnamarihagny: e dikan-teny sasany da mizaka hoe: "Nagnadio e fagnahinareo tame fagnekegny e fahamarinagny tamin'e alalan'e Fagnahy anareo"] +\v 23 Nateraky indraiky anareo, tsy avy ame voa mety maty, fa avy ame voa tsy mety maty, amin'e alalan'e zakan'Andriamanitry velogny sady mipetraky. \ No newline at end of file diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt new file mode 100644 index 0000000..165b354 --- /dev/null +++ b/01/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Fa "e nofo aby da ako e ahitry, da e voninahitriny aby da ako e voninkazon'ahitry. Maigny e ahitry, da malazo e voninkazo, \v 25 fa e zakan'e Tompo da mpitraky mandrakizay" Izany e vaovao mahafaly izay nambara taminareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..86739ed --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko 1 \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt new file mode 100644 index 0000000..06cbb1e --- /dev/null +++ b/02/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v Noho izany ario e ratsy agnaby, e fahadisoam-pagnantegnagny agnaby, e fiatsaram-belatsihy, e fagniriagny, da e fagnendrikendrehagny agnaby. \v 2 Ako e zaza vao teraky, magniry ara-pagnahy madio, mba hahafahanareo mitombo ao ame famonjegny ame alalan'izany, \v 3 raha nahatsapa anareo fa tsara fagnahy e Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt new file mode 100644 index 0000000..ed7f08f --- /dev/null +++ b/02/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Magnatogny anazy e vato velogny izay narian'olo, fa voafidin'Andriamanitry ho manan-danja Aminy. \v 5 Anareo avakoa da ako e vato celogny izay voaorigny ho tragno ara-pagnahy, mba ho mpisorogny masigny izay manolotry sorogny ara-pagnahy eken'Andriamanitry amin'alalan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt new file mode 100644 index 0000000..5ed9fd5 --- /dev/null +++ b/02/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 E Soratry Masigny da ahitagny an'izao: "Itoa, iao mipetraky ame Ziona vato fehizoro, voafidy sady manan-danja. Izay rehetra mino anazy da tsy ho menatry." \ No newline at end of file diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt new file mode 100644 index 0000000..8feab59 --- /dev/null +++ b/02/07.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 7 Noho izany e voninahitry da ho anao izay mino. Kanefa, "e vato narian'e mpananga tragno, igny e lasa lohan'e fehizoro"- +\v 8 Da, vato mahatafintohigny sady vato mahalavo. Tafintohigny indreo, tsy nagneky e zaka, izay voatokagny ho andreo avakoa. \ No newline at end of file diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt new file mode 100644 index 0000000..50886d6 --- /dev/null +++ b/02/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Fa anao da olom-boafidy, mpisoron'e mpanjaka, firenena masina, olo ho an'e fanagnan'Andriamanitry, mba ho afaky hagnambara e hatsaran'e asan'e raiky izay nangaiky anao latame mizigny ho ame hazavagny mahagaga anao. \v 10 Taloha anao da tsy olo, kanefa amin'izao fotoagny izao anao da olon'Andriamanitry. Tsy nandray famindram-po anao, fa amin'izao fotoagny izao anao da nandray famindram-po. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt new file mode 100644 index 0000000..2bf77a7 --- /dev/null +++ b/02/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Malala, mangaiky anareo ako e vahiny sady mpirerirery iao mba hifady e filan'e nofo, izay mahatonga ady manohitry gne fagnahinareo. \v 12 Tokony managny fitondran-tegna tsara anareo eo amason'e jentilisa, mba, raha miresaky momba anareo ho nagnano raha ratsy indreo, da tokony hahita e asa tsaranareo sady hankalaza an'Andriamanitry ame andro izay hiaviany. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt new file mode 100644 index 0000000..f0971c9 --- /dev/null +++ b/02/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Ekeo e fahefan'olombelo aby nohon'e amin'i Tompo. Ekeo ako e ambony indrindra e mpanjaka, \v 14 da gne governora avakoa, izay nalefa mba hagnasazy e mpagnano ratsy sady hankalaza izay magnano e tsara. \v 15 Fa izany e sitrapon'Andriamanitry, ame fagnamboaragny e tsara anareo da mampangigny e resaky tsy mahalala fomban'olo mola.\v 16 Ako e maha-olo afaky, ka ampiasaigny ho fagnafiniagny fahalemegny e fahafahanao, fa mamboara ako e mpanompon'Andriamanitry. \v 17 Omeo voninahitry e olo agnaby. Tiavo e firalahiagny. Matahora an'Andriamanitry. Omeo voninahitry gne mpanjaka. \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt new file mode 100644 index 0000000..14497f1 --- /dev/null +++ b/02/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 18 O ra mpanompo, magnekea e tomponareo ame fagnajagny agnaby. Ka magneky ho mpanompon'e tsara sady ho tompo tsara fagnahy, fa ho an'e ratsy toetra avakoa. \v 19 Satria mendri-pideragny izany raha misy miaritry fanaintaignagny rehefa mijaly ame tsy rariny nohon'e fagnantegnany an'Andriamanitry. \v 20 Fa otrino e vola raha manota anao sady miaritry mandritry e fagnasaziagny anao avy eo? Fa raha nagnano e tsara anao sady miaritry mandritry gne fagnasaziagny anao, da mendri-pideragny amin'Andriamanitry izany. \ No newline at end of file diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt new file mode 100644 index 0000000..b412235 --- /dev/null +++ b/02/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Fa noho ity e nangiagny anao, satria Kristy avakoa da nijaly ho anao. Nametraky ohatry ho anao Izy mba hagnarahagny e lalany. \v 22 Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaky t'am-bavany. \v 23 Rehefa nozakaigny ratsy Izy, da tsy namaly ratsy. Refa nijaly izy, da tsy nandrahogny, fa nanolotry e tegnany tamin'e raiky izay Mpitsara am-pahamarinagny. \ No newline at end of file diff --git a/02/24.txt b/02/24.txt new file mode 100644 index 0000000..59281fd --- /dev/null +++ b/02/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Izy tegnany da nitondra e fahotantsika tame tegnany ho eo ambony hazo, mba tsy hanagny anjara ame fahotagny sanaky itsika, sady mba hiaigny ho an'e fahamarinagny. Tamin'e alalan'e ratriny e nahasitragny anareo. \v 25 Nirerirery ako e ondry very anareo agnaby, fa amin'izao fotoagny izao anareo nipody tame npiandry ondry izy ame mpiambigny e fagnahinareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/title.txt b/02/title.txt new file mode 100644 index 0000000..28c372f --- /dev/null +++ b/02/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 2 \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt new file mode 100644 index 0000000..9d19181 --- /dev/null +++ b/03/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Amin'izany fomba izany, anareo viavy da tokony hagneky e vadinareo. Amboaro izany ndre da misy lela maro tsy magnaraky zaka, sady mety ho azo indreo ndre da tsy misy e zaka, amin'e alalan'e fitondran-tegnan'e vadindreo. \v 2 Fa indreo da hahita e fitondran-tegna mendrikinareo am-pagnajagny. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt new file mode 100644 index 0000000..dad1d2a --- /dev/null +++ b/03/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Aoka izany ho tanteraky tsy miaraky ame haingo ivelany: rongo, rojo volamena, na akanjo lamaody. \v 4 Fa, aoka izany ho tanteraky miaraky amin'izay am-pon'olo, sady e hagnatsaragny maharitr'e fagnahy tsara sady mangigny, izay zarobidy eo agnatrehan'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt new file mode 100644 index 0000000..c33b43e --- /dev/null +++ b/03/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Fa e viavy masigny taloha e nandravaky e tegnandreo akoizany. Nanagny fahatokisagny an'Andriamanitry indreo sady nagneky e vadiny agnaby. \v 6 Akoizany fomba izany e nagneken'i Abrahama an'i Saraha sady nangiany anazy ho tompony. Anareo da zanany amin'izao fotoagny izao raha magnano izay tsara sady tsy matahotry olagny. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt new file mode 100644 index 0000000..fc87b46 --- /dev/null +++ b/03/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Akoizany avao, anareo lelà da tokony miaigny miaraky ame vadinareo arak'e fahazavan-tsaigny, ako e fanaky malemy kokoa e viavy. Tokony omenareo voninahitry indreo ako e mpiara-mandova e fagnomezan'e fiainagny. Amboaro izany mba tsy ho voasakagny e vavakinareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt new file mode 100644 index 0000000..86f65d6 --- /dev/null +++ b/03/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Farany, anareo aby, miraisa saigny, hifampiferign'aigny, hifankatia ako e mpirahalà, ho tso-po, da hanetri-tegna. \v 9 Ka mamaly ratsy e ratsy na manevateva e mpanevateva. Mifanohitry amin'izany aza, mitahia avao, fa noho izany e nangiagny anareo mba hahafahanareo mandova e fitahiagny. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt new file mode 100644 index 0000000..e459877 --- /dev/null +++ b/03/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 "E raiky izay te hankafy e fiainagny sady te hahita andro tsara da tokony hampijanogny e lelany ame ratsy izy ame molotriny ame fizakagny fitaky. \v 11 Aleo izy hiala ame anigny hoe ratsy sady hagnano izay tsara. Aleo izy hitady fiadanagny sady hitaky izany. E mason'e Tompo da mahita e marina, da e sofiny da mahare e fangatahandreo. \v 12 Fa e tarehin'e Tompo da manohitry izay magnano ratsy." \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt new file mode 100644 index 0000000..77d5f72 --- /dev/null +++ b/03/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Ia e raiky hamely anareo raha magniry e hagnano e tsara anareo? \v 14 Nefa raha mijaly nohon'e fahamarinagny anareo, da sambatry. Ka matahotry izay hatahorandreo. Ka mangitakitaky. \ No newline at end of file diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt new file mode 100644 index 0000000..f89f393 --- /dev/null +++ b/03/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 F'izy, atokano ako e masigny am-ponareo e Tompo Kristy. Mivognona avao hamaly gn'olo agnaby izay magnontany anareo e antony hatokisanareo an'Andriamanitry. Anio ame halemem-pagnahy sady fagnajagny izany. \v 16 Manàgna feon'e fieritreretagny madio mba ho megnatry gn'olo izay manevateva e fiainagny tsaranareo ao amin'i Kristy satria mizaka manohitry anareo indreo ako e mpagnano ratsy anareo. \v 17 Tsara kokoa, raha Andriamanitry e magniry, fa mijaly anareo ame fagnamboaragny e tsara nohon'e fagnamboaragny ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/03/18.txt b/03/18.txt new file mode 100644 index 0000000..bae9716 --- /dev/null +++ b/03/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 18 Efa nijaly nohon'e fahotagny avakoa i Kristy. Izy izay marina da nijaly ho antsika, izay tsy marina, mba hitondrany antsika eo amin'Andriamanitry. Novonoigny tame nofo Izy, fa novelomin'e Fagnahy. \v 19 Tame alalan'e Fagnahy, da nandeha izy da nitory ho an'e fagnahy izay agny am-pigadragny amin'izao fotoagny izao.\v 20 Tsy nagneky indreo rehefa nandigny e faharetan'Andriamanitry tame andron'i Noa, tame andron'e fananganagny sambofiara, da Andriamanitry namonjy olo vitsy _ fagnahy valo _ tame rano. \ No newline at end of file diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt new file mode 100644 index 0000000..73c4b47 --- /dev/null +++ b/03/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Izany e famantaragny e batisa izay mamonjy anareo amin'izao fotoagny izao_tsy ako e fagnadiovagny e loto ame vatagny, fa ako e haikin'e feon'e fieritreretagny ho amin'Andriamanitry_tame alalan'e fitsanganan'i Jesosy Kristy tame maty. \v 22 Kristy da eo an-tagn'ankavanan'Andriamanitry. Niakatry an-dagnitry izy. E anjely, e manam-pahefagny, da e hery da tsy maintsy magneky an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0aad68b --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 3 \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt new file mode 100644 index 0000000..094cf53 --- /dev/null +++ b/04/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Noho izany, satria nijaly tame nofo i Kristy, da anio fiadagnan'e tegnanareo izany tanjogny izany. Fa izay nijaly tame nofo agnaby da nijery tame fahotagny. \v 2 Vokatr'izany, e olo akoizany, mandritry e fotoagny sisa hiaignany, da tsy hiaigny ho an'e fagnirian'olo sanaky, fa ho an'e sitrapon'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt new file mode 100644 index 0000000..d4f749c --- /dev/null +++ b/04/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Fa ampy izay e fotoagny lasa nagnamboaragny izay tian'e Jentilisa anigny- hafalian'e nofo, fijejoagny, fimamoagny, fitondran-tegna mahamegnatry, fihiran-dratsy, da e asan'e fanopoan-tsampy mampadikidiky. \v 4 Heverindreo fa hafahafa satria tsy mikambagny amindreo amin'izany fagnaranam-po be izany anareo, noho izany da hizaka ratsy momba anareo indreo.\v 5 Hamaly e raiky izay vonogny hitsara e velogny izy ame maty indreo. \v 6 Noho izany antony izany gne itoriagny e vaovao mahafaly tame maty avakoa, mba hiaigny ako an'Andriamanitry ao ame fagnahy ndre da notsaraigny tame nofo ako e olo indreo. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt new file mode 100644 index 0000000..c47b3a4 --- /dev/null +++ b/04/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Magnakaiky e faran'e raha agnaby. Noho izany tongava saigny, mahonogna tegna ame eritreritrareo ho an'e fitiavam-bavaky. \v 8 Ambonin'e raha agnaby, managna fitiavagny feno ho an'e tsiraidraiky agnaby, fa e fitiavagny mandrakotry fahotagny maro. \v 9 Mifampandrosoa andragno tsy am-pitaraignagny. \ No newline at end of file diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt new file mode 100644 index 0000000..8d0f3eb --- /dev/null +++ b/04/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Fa e tsiraidraiky da nandray fagnomezam-pahazoavagny, ampiasay hifanompoagny izany. Mamboara izany ako e mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoavagny maro fotsimpotsiny an'Andriamanitry. \v 11 Raha misy mizaka, aleo izy hagnano izany ako e raiky mizaka e zakan'Andriamanitry. Raha misy manompo, aleo izany ho avy ame hery izay vatsian'Andriamanitry. Mamboara an'io mba homem-boninahitry ame alalan'i Jesosy Kristy ame fomba agnaby Andriamanitry. Aleo ho an'i Jesosy Kristy e voninahitry izy ame hery mandrakizay doria. Amena \ No newline at end of file diff --git a/04/12.txt b/04/12.txt new file mode 100644 index 0000000..f7251b0 --- /dev/null +++ b/04/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 O malala, ka raisigny ho hafahafa e fitsapagny ame afo izay nitranga taminareo, ako hoe nisy raha hafahafa nitranga taminareo. \v 13 F'izy, ndre da maro be e hiainanareo e fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaky hifaly avakoa anareo sady ho ravoravo ame fagnambaragny e voninahitriny. \v 14 Raha notevatevaigny nohon'e agnaran'i Kristy anareo, da voatahy, satria e fagnahin'e voninahitry izy ame Fagnahin'Andriamanitry da mipetraky aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/15.txt b/04/15.txt new file mode 100644 index 0000000..0f9a7eb --- /dev/null +++ b/04/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Fa aleo tsy hisy ndre ia ndre ia aminareo hijaly ako e mpamono olo, mpangalatry, mpagnano ratsy, na mpiraharaha e an'e hafa. \v 16 Fa raha misy mijaly fa Kristiana, da aoka izy tsy ho megnatry; f'izy, aleo hagnome voninahitry an'Andriamanitry amin'izany agnara izany izy. \ No newline at end of file diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt new file mode 100644 index 0000000..fa25006 --- /dev/null +++ b/04/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Fa fotoagny izao hanombohagny e fitsaragny miaraky ame ankohonan'Andriamanitry. Raha manomboky amintsika izany, ino e ho vokatry ho an'izay tsy magneky e filazantsaran'Andriamanitry? \v 18 Sady raha "ndre olo-marigny agnady tsy ho voavonjy, ame fomba akoignaia e hiboahan'e olo tsy an'Andriamanitry izy ame mpanota?" \v 19 Noho izany aleo e olo izay nijaly nohon'e sitrapon'Andriamanitry hagnankigny e fagnahindreo ame Mpamorogny atokisagny ame famboaragny e tsara. \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt new file mode 100644 index 0000000..db388dc --- /dev/null +++ b/04/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 4 \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt new file mode 100644 index 0000000..a8ee267 --- /dev/null +++ b/05/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Magnanatry e olombe ame tagnany aminareo iao, iao, izay olombe ame tanagny nama avakoa. Iao da vavolombelon'e fijalian'i Kristy avakoa, sady mpikambagny avakoa ao ame voninahitry izay efa haboaky. \v 2 Noho izany, magnanatry anareo olombe ame tanagny iao, embeno e ondrin'Andriamanitry izay eo aminareo. Arahy maso izany, tsy ame fahateriteregny, fa ame sitraponareo, arak'e sitrapon'Andriamanitry. Arahy maso izany, tsy ame vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Ka manjakazaka ame olo izay tandremanareo. F'izy, mba mamboara fitaratry ho an'e ondry. \v 4 Da refa miboaky e lohan'e mpiandry ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety vilavila anareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/05.txt b/05/05.txt new file mode 100644 index 0000000..6edb38e --- /dev/null +++ b/05/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Akoizany avakoa, anareo tanora fagnahy, magnekea e olombe. Anareo agnaby, tafio fanetren-tegna e tegnanareo da mifanompoa. Fa Andriamanitry manohitry e mpirehareha, fa magnome fahasoavagny e mpanetry tegna. \v 6 Noho izany manetre tegna eo ambanin'e tagna maherin'Andriamanitry. \v 7 Apetray amin'Azy e fagnahinareo agnaby, satria Izy e miahy anareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/08.txt b/05/08.txt new file mode 100644 index 0000000..1ac1567 --- /dev/null +++ b/05/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Mahonogna tegna, miambena. E fahavalonareo, da gne devoly, miodidigny ako e liona mitrerogny, mitady olo ho arapakiny. \v 9 Manohera anazy. Mioregna ame finoanareo. Fantatrareo fa izany fahoariagny izany da mahazo e firaisan'e mpino magneragny an'izao tontolo izao avakoa. \ No newline at end of file diff --git a/05/10.txt b/05/10.txt new file mode 100644 index 0000000..9eb4d7d --- /dev/null +++ b/05/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Rehefa avy nijaly nandritry gne fotoagny fohy anareo, e Andriamanitr'e fahasoavagny agnaby, izay nangaiky anareo ho ame voninahitriny mandrakizay ao amin'i Kristy, da hahatanteraky anareo, hanangany anareo, sady hampahery anareo. \v 11 Ho an'Azy anie e fanjakagny mandrakizay mandrakizay. Amena \ No newline at end of file diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt new file mode 100644 index 0000000..682ea06 --- /dev/null +++ b/05/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Raisiko ako rahalà atokisagny i Silasy, sady nanoratry zaka fohifohiky ho anareo tame alalany iao. Magnanatry anareo iao sady magnambara anareo fa izay nosoratako da fahasoavagny marin'Andriamanitry. Mijoroa amin'izany. \v 13 E viavy izay agny Babylona, izay voafidy niaraky taminareo, magnano veloma anareo. Da i Marka, zanako lahy, magnano veloma anareo. \v 14 Mifagnamboara veloma ame fagnoroham-pitiavagny. Ho aminareo agnaby anie e fiadanagny izay ao amin'i Kristy \ No newline at end of file diff --git a/05/title.txt b/05/title.txt new file mode 100644 index 0000000..71a31cd --- /dev/null +++ b/05/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 5 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 98f733d..a060b44 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -2,7 +2,11 @@ # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) +<<<<<<< HEAD This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/. +======= +This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/). +>>>>>>> 2f9d6f9e9f209d2737eda7d9a53e7942a37be282 ### You are free to: @@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation. No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. +<<<<<<< HEAD This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). +======= +>>>>>>> 2f9d6f9e9f209d2737eda7d9a53e7942a37be282 diff --git a/front/title.txt b/front/title.txt new file mode 100644 index 0000000..dd04418 --- /dev/null +++ b/front/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +1 Petera \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index eb90cc6..0a29ad3 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -32,6 +32,58 @@ } ], "parent_draft": {}, - "translators": [], - "finished_chunks": [] + "translators": [ + "MAD122" + ], + "finished_chunks": [ + "front-title", + "01-title", + "01-01", + "01-03", + "01-06", + "01-08", + "01-11", + "01-13", + "01-15", + "01-18", + "01-20", + "01-22", + "01-24", + "02-title", + "02-01", + "02-04", + "02-06", + "02-07", + "02-09", + "02-11", + "02-13", + "02-18", + "02-21", + "02-24", + "03-title", + "03-01", + "03-03", + "03-05", + "03-07", + "03-08", + "03-10", + "03-13", + "03-15", + "03-18", + "03-21", + "04-title", + "04-01", + "04-03", + "04-07", + "04-10", + "04-12", + "04-15", + "04-17", + "05-title", + "05-01", + "05-05", + "05-08", + "05-10", + "05-12" + ] } \ No newline at end of file