auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-02 00:51:04 -05:00 committed by root
parent 4864a2f552
commit 462475f667
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa fotoagny izao hanombohagny e fitsaragny miaraky ame ankohonan'Andriamanitry. Raha manomboky amintsika izany, ino e ho vokatry ho an'izay tsy magneky e filazantsaran'Andriamanitry? Sady raha "ndre olo-marigny agnady tsy ho voavonjy, ame fomba akoignaia e hiboahan'e olo tsy an'Andriamanitry izy ame mpanota?" Noho izany aleo e olo izay nijaly nohon'e sitrapon'Andriamanitry hagnankigny e fagnahindreo ame Mpamorogny atokisagny ame famboaragny e tsara.
\v 17 \v 18 \v 19 Fa fotoagny izao hanombohagny e fitsaragny miaraky ame ankohonan'Andriamanitry. Raha manomboky amintsika izany, ino e ho vokatry ho an'izay tsy magneky e filazantsaran'Andriamanitry? Sady raha "ndre olo-marigny agnady tsy ho voavonjy, ame fomba akoignaia e hiboahan'e olo tsy an'Andriamanitry izy ame mpanota?" Noho izany aleo e olo izay nijaly nohon'e sitrapon'Andriamanitry hagnankigny e fagnahindreo ame Mpamorogny atokisagny ame famboaragny e tsara.

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Magnanatry e olombe ame tagnany aminareo iao, iao, izay olombe ame tanagny nama avakoa. Iao da vavolombelon'e fijalian'i Kristy avakoa, sady mpikambagny avakoa ao ame voninahitry izay efa habo

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5